| Entry | 1 fanjakana baranahiny |
| Elementary words | 2 fanjakana, 3 baranahiny |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 fanjakana entina mpitondra tsy miraharaha na inona na inona, tsy miahy ny vahoakany [1.1] |
| Explanations in English |
6 [baranahiny, without order.] A state of lawlessness. [1.2] |
| Vocabulary | 7 Politique |
| Synonyms | 8 fanjakan' i baroa, fanjakana raban-tsahona |
| Updated on 2025/09/12 |
|